Entrée azon' ny tamberin-tany (azo, verina, tany)
Partie du discours expression
Définition malgache miverimberina eo amin' ny toerana efa naleha [Rajemisa 1985]
Exemples Ary Farao hilaza ny Zanak'Isiraely hoe: Azon' ny tamberintany izy ka voahidin'ny efitra. [Baiboly: 2:014:003/Eksodosy 14:3..]

2014/10/16