Entrée babako > babaka
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise  [Sakalava] the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo [Richardson 1885]
Définition française  [Tankarana] courge [David 1952 (takila B)]
Définition française  [Sakalava] (de babaka : abondant, qui produit en abondance). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot babako, beaucoup plus ancien. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Cucurbita maxima
Synonymes tavo ~ voatavo ~ voatavohova

Entrée babako > babaka
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [Rajemisa 1985]
Définition française Effusion, écoulement abondant [Abinal 1888]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ary omeo rano am-babaka. [Dahle: Angano, page 94]

Entrée babako > babaka
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [Rajemisa 1985]

Entrée babako > babaka
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tambahoaka] akora [Rakotosaona 1972]
Définition française  [Tankarana] parure [David 1952 (takila B)]

Entrée babako > babaka
Partie du discours nom
Définition anglaise prov. For bebaka. [Richardson 1885]

Entrée babako > baba
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara, Sihanaka, Tanosy] ray, dada [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] ray [Rakotosaona 1972]
 Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
Mitovy hevitra: aba ~ kaky
¶ Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise father [Richardson 1885]
Définition française (vieux mot). Papa [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Synonymes aba ~ ada ~ dada ~ ikaky ~ ray
Analogues  bababe ~ babahely

Entrée babako > baba
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
¶ Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [Richardson 1885]
Définition française Beau, magnifique, fameux [Abinal 1888]
Analogues  babaray ~ babareny

Entrée babako > baba
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Taisaka] miharihary [Rakotosaona 1972]

Entrée babako > baba
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache jereo babaka [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms