Entrée babaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   [Sakalava] the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] courge [David 1952 (takila B)]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Cucurbita pepo
Synonymes   tavo ~ voatavo ~ voatavohova

Entrée babaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [Rajemisa 1985]
Définition française   Effusion, écoulement abondant [Abinal 1888]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée babaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [Rajemisa 1985]

Entrée babaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] akora [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] parure [David 1952 (takila B)]

Entrée babaka
Partie du discours   nom
Définition anglaise   prov. For bebaka. [Richardson 1885]

2017/03/10