Entrée baba
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara, Sihanaka, Tanosy] ray, dada [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] ray [Rakotosaona 1972]
   Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
Mitovy hevitra: aba ~ kaky
¶ Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   father [Richardson 1885]
Définition française   (vieux mot). Papa [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Synonymes   aba ~ ada ~ dada ~ ikaky ~ ray
Analogie   bababe ~ babahely

Entrée baba
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
¶ Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [Richardson 1885]
Définition française   Beau, magnifique, fameux [Abinal 1888]
Analogie   babaray ~ babareny

Entrée baba
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Taisaka] miharihary [Rakotosaona 1972]

Entrée baba
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   jereo babaka [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms  

2013/09/06