Entrée bakobako
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] lolo, karazam-biby manan'elatra
¶ anaram-biby lehibe noheverina ho nisy taty fahiny, ratsy tarehy [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   [Provincial] a savage animal resembling the ass or zebra. Probably the songomby, a mythical animal [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] sorte d'animal sauvage comme un âne. [David 1952 (takila B)]
Vocabulaire  

Entrée bakobako (bako)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   bako (tsara bika); bako (valabalaka) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   well formed, well shaped
¶ delicate, weary, exhausted. See BIKANA. [Richardson 1885]
Exemples   indro tovovavy bakobako amin' ny volony lava hatreny am-paladia hany solom-pitafiany, no nitsiky taminy tamin' ny endrika meva sady sariaka. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Synonymes   bako

2017/03/10