Entrée boa > voana
Partie du discours nom
Définition malgache karazana biby tsy manana hazon-damosina [SLP: Voambolana]
 [ voaña ] [Bezanozano, Tanala] renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Rakotosaona 1972]
 [ voaña ] [Sihanaka] bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Rakotosaona 1972]
Définition française insecte [SLP: Voambolana]
Vocabulaire 
Analogie  voana fandrava ~ voana mahasoa

Entrée boa > voatra
Partie du discours nom
Définition malgache Lamina, karakara [Rajemisa 1985]
Définition anglaise preparation [Hallanger 1973]
Définition française préparation, réparation [Hallanger 1974]
Exemples Ny hafaliam-po sy ny fialan-tsasatra ary ny sakafo tsara voatra dia. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 48]
Dérivations 
Citations 

Entrée boa > voaka
Partie du discours nom
Définition malgache Fialana avy ao anaty toerana iray mankany ivelany; fisehoana ety ivelany; fampisehoana asa natao [Rajemisa 1985]
Définition française sortie [SLP: Voambolana]
Dérivations 

Entrée boa > voaka
Partie du discours nom
Définition française crédit [SLP: Voambolana]
Vocabulaire 

Entrée boa > voa
Partie du discours participe
Définition malgache Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy
¶ Azo: Voan' ny sery aho izany
¶ Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko
¶ Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko
¶ Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho
¶ Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana
¶ Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: mibabaka ~ miboiboy ~ midradraka ~ mikidradraka ~ tratra
Mitovy hevitra: lambam-bary ~ lany ringana ~ lany ripaka ~ lany tamingana ~ raraka ompana ~ tsy nisy niangana ~ voa daholo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise struck, hit; wounded [Hallanger 1973]
Définition française atteint, frappé; blessé [Hallanger 1974]
Définition française atteint, touché, pris, capturé, blessé
¶ au sens figuré : déshonoré, taché, etc. [Boiteau: Végétaux]
Dérivations 
Morphologie 
voa
voako
voanao
voany
voantsika
voanay
voanareo
voan'
voan-
voam-
voa
voako
voanao
voany
voantsika
voanay
voanareo
voan'
voan-
voam-
ho voa
ho voako
ho voanao
ho voany
ho voantsika
ho voanay
ho voanareo
ho voan'
ho voan-
ho voam-
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée boa > voa
Partie du discours nom
Définition malgache Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny
¶ Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka
¶ Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile [Rajemisa 1985]
Définition anglaise fruit; seed grain [Hallanger 1973]
Définition française fruit; graine [Hallanger 1974]
Définition française Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
voa
voako
voanao
voany
voantsika
voanay
voanareo
voan'
voan-
voam-
-boa
-boako
-boanao
-boany
-boantsika
-boanay
-boanareo
-boan'
-boan-
-boam-
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

Entrée boa > voa
Partie du discours nom
Définition malgache Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay if oronan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany. ~ [Rajemisa 1985]
Définition anglaise kidneys [Hallanger 1973]
Définition française rein, rognons [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Entrée boa > voa
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanosy] tevika (aretina) [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 

Entrée boa > voa~
Partie du discours préfixe [Mots avec voa~]
Définition malgache Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavèla (vela): forgiven [Hallanger 1973]
Définition française préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné [Hallanger 1974]
 le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur: voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés)
¶ le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka [Rajemisa: Grammaire]
Définition française Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir. [Boiteau: Végétaux]
Morphologie 
voa~
voa~
ho voa~

Entrée boa > boana
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza fivoahan-javatra, toy ny varavarana, amim-peo mafy; figoana; fidridro na fidridroka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Provincial] a sound like that of a gun flashing in the pan [Richardson 1885]
Définition française action d'ouvrir avec bruit, avec fracas [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée boa > boaka
Partie du discours 
Définition anglaise provincial for voaka [Richardson 1885]

Entrée boa > boaka
Partie du discours verbe passif
Définition malgache  [Bara] avy any, tonga [Rakotosaona 1972]
Synonymes boaky

Entrée boa > boaka
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] autre nom de l'oiseau appelé finàingo. [David 1952 (takila B)]
Vocabulaire 

boa   
akoma
the name of a species of boa-constrictor; also called do, and ankoma. Pelophilus madagascariensis. [Richardson 1885]
do
espèce de boa [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]
menarano
petit serpent boa [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]

boa   
do
espèce de boa [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]
menarano
petit serpent boa [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]