Entrée | 1 diavolana |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Mots élémentaires | 3 volana |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Fahazavana avy amin' ny volana: Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka misy volana: Diavolana ny andro |
Explications en anglais |
9 [1.2] [volana, the moon] moonlight. The former part of this word is probably from an obsolete root dia meaning brightness, purity, light. Comp. dio, zava. [Ar. Zaha, luxit splenduit; Heb. and Chal. ziv, splendour; Sansk. root div and dio, luxit, splenduit, from which is the Lat. divus and dues, as well as Jupiter (Joris), and the greek Zeus (Dios), dialos-deelos and delos, bright. Also the angels. Tiv; Goth. tius (cf. the Eng. Tuesday); Old Norweg. tyr (pl. tivar, gods), and Old German Zio is the same word] 10 [1.7] moonlight |
Explications en français |
11 [1.8] clair de lune |
Exemples |
12 [2.470] Sembanin-drahona ny fenomanana ka toa mampitamby ny diavolana 13 [2.471] diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any |
Vocabulaire |
14 Astronomie |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot diavolana |
Anagrammes | 16 adilovana, diavolana, voadilana, voaladina |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |