| Entrée | 1 dimampolo |
| Mots élémentaires | 2 dimy, 3 folo |
| Partie du discours | 4 adjectif |
| Explications en anglais |
5 Fifty [1.2] |
| Explications en français |
6 Cinquante [3.1] |
| International |
7 50 [3.1] |
| Exemples |
8 Nisy lalana dimampolo kilaometatra mahery no vitan' ny mpandositra tamin' izany, fa tsy nanitsy moa ny dia.
[2.472]
9 Ny fahanterana moa manindry rahateo noho ny dimampolo efa nilaozana; [2.470] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 12 Mathématiques: arithmétique |
| Tableaux et planches |
13 Les nombres |
| Article | 14 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|