Entrée midoboka (doboka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano
¶ Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao
Mitovy hevitra: mitepotepo ~ mitotototo ~ mitotovary
¶ Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to thump; to sound like a drum [Hallanger 1973]
Définition française donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
midoboka
nidoboka
hidoboka
Synonymes midobodoboka
Exemples Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo. [Ravelomanana: Lalana, page 76]

Entrée midoboka (doboka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo [Rajemisa 1985]

2013/04/19