Entrée midona (dona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika
Mitovy hevitra: migona ~ mipoka
Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý
Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra.
Teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1]
Explications en anglais To collide with, to bump into something [1.7]
Explications en français Heurter [1.3, 1.8]
 Choquer, se heurter
Aller trouver, aboutir à [1.3]
 Se cogner contre [1.8]
Exemples 
1Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471]
2Nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé) [1.3]
3Midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place) [1.3]
Morphologie 
Présent : midona
Passé : nidona
Futur : hidona
Impératif : midonà
Mots composés 
Proverbes 

Entrée midonà (dona)
Partie du discours impératif du verbe actif midona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Entrée midona (dona)
Partie du discours verbe actif
Explications en français Passer (aux dominos) [1.3]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/21