| Entrée | 1 eboebo |
| Radical | 2 ebo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra
[1.1] |
| Exemples |
5 Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady.
[2.472#148]
|
| Dérivés |
|
| Synonymes | 15 ebo |
| Analogues | 16 ajokajoka, 17 akoholahy fahavaratra, 18 be beso, 19 be ebo, 20 be rehaka, 21 be vava, 22 doradora, 23 edikedika, 24 edinedina, 25 hakevohana, 26 kasikasy, 27 lasanko vavany, 28 mampilahendrena, 29 matavy an-delany, 30 rehareha, 31 sehaseha, 32 tehoderaina, 33 tia dera, 34 tia doka, 35 tsy maty am-bavany |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|