Entrée entim-pahazarana (entina, zatra)
Partie du discours locution
Définition malgache tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny [Rajemisa 1985]
Exemples Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 180]

Mis à jour le 2020/07/31