Entrée manerona (erona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to growl or roar at [Hallanger 1973]
Définition française gronder, rugir [Hallanger 1974]
Morphologie 
manerona
nanerona
hanerona
maneròna
Exemples Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [Andraina: Mitaraina, page 128]
Citations 

Entrée mañerona
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] manendy kafe, ets. [Rakotosaona 1972]

Entrée maneròna (erona)
Partie du discours impératif du verbe actif manerona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

2012/05/30