Entrée fahafatesana (faty)
Partie du discours nom
Définition malgache Fialan' ny aina: Tsy fantatra ny andro hahatongavan' ny fahafatesana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise death [Hallanger 1973]
Définition française la mort [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 action de tuer, de faire mourir [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 l'instrument, le lieu, le temps de tuer, de faire mourir [Abinal 1888]
Morphologie 
fahafatesana
fahafatesako
fahafatesanao
fahafatesany
fahafatesantsika
fahafatesanay
fahafatesanareo
fahafatesan'
fahafatesan-
fahafatesam-
fahafatesa-
-pahafatesana
-pahafatesako
-pahafatesanao
-pahafatesany
-pahafatesantsika
-pahafatesanay
-pahafatesanareo
-pahafatesan'
-pahafatesan-
-pahafatesam-
-pahafatesa-
Synonymes hafatesana
Exemples 
1Teo ambavahaon'ny fahafatesana, nefa afaka! [Rajohanesa: Kintana]
2Hiady ihany va re aho, sa hiandry fotsiny ny fiavin' ny fahafatesana? [Andriamalala: Ranomasina, page 19]
3Ny fahafatesany no re avy any nony tsy nitsidika azy maharitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 183]
Citations 
Articles 

2017/06/29