| Entrée | 1 fahatelon-tanana |
| Mots élémentaires | 2 fahatelo, 3 tanana |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy [1.1] |
| Explications en français |
6 le tiers des biens acquis en communauté durant le mariage; il appartient à la femme [1.3#139] |
| Vocabulaire | 7 Loi |
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|