Entrée fahatelon-tanana (telo, tanana)
Partie du discours locution
Définition malgache Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31