|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fahatsiarovan-tena
Mots élémentaires  2 fahatsiarovana, 3 tena
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1]
6 fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13]
Explications en français  7 conscience [1.13]
Exemples  8  Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena. [1.369#]
9  Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285#]
Vocabulaire  10  Philosophie

Entrée (2/2)11  Fahatsiarovan-tena
Mots élémentaires  12 fahatsiarovana, 13 tena
Partie du discours  14  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  15  Littérature: livres
Auteur  16 Razakandraina Jean Verdi Salomon

Anagrammes  17 Fahatsiarovan-tena, fahatsiarovan-tena

Mis à jour le 2025/11/13