|
|
|
|

Entrée1  fahatsiarovana
Radical  2 tsiaro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 fitamberenan' ny zavatra na olona hita na fantatra tamin' ny andro lasa ao an-tsaina indray:
5 mbola velona ato ampoko ny fahatsiarovako an' i Neny
6 zavatra omena olona mba tsy hanadinoany ny tena, na ny toe-javatra iray niarahana:
7 omeko anao itỳ boky itỳ ho fahatsiarovana ny niarahantsika niasa [1.1]
Explications en français  8 la mémoire, le souvenir [1.3]
Exemples  9  -- fahatsiarovana sisa no itadidiana ny fisian-dRainitoandro teo amin' ny fiainana fahiny. [2.470]
10  Antambo anankiroa tena hadinoko tanteraka taoa an' eritreritra ireo, ka nanorisory ahy fatratra ny fahatsiarovana azy tampoka. [2.471]
11  Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.472]
Analogues  12  dindo, 13  fahatadidiana, 14  fahatsiahivana, 15  orimbato, 16  tsangambato
Tous les mots composés  17 fahatsiarovan-tena
Citations  18  Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/11/13