|
|
|
|

Entrée 1  fahefana
Radical  2 efa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao
5 Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola
6 Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray
7 Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany [1.1]
Explications en anglais  8 power, authority; [1.7]
Explications en français  9 puissance, autorité [1.8]
Exemples  10  Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470#153]
11  Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto. [2.472#254]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Combinaisons  14  6 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Mis à jour le 2026/02/26