Entrée fakam-panahy
Mots élémentaires faka ; fanahy
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny ilazana ny fitaomana ataon' ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy: Tsy nahatohitra ny fakam-panahy izy ka namilivily ny volam-bahoaka
Mitovy hevitra: fitaoman-dratsy
Zavatra mitarika na mitaona mafy ny tena: Fakam-panahy lehibe ho azy io zava-pisotro eo ambony latabatra io [1.1]
Explications en français Tentation [1.5]
Exemples 
1Mandositra ny fakampanahy aho! [2.5]
2Hahatohitra ny fakampanahy ve hianao rahavako, ka hahandry ny fiverenako? [2.499]
3Fa na inona na inona no hevitra momba izany, dia hita mazava fa ao ny fakampanahy mamely antsika [1.38]
4Voan' ny fakampanahy ny sasany ka nangalatra ny volan' ny namany hividianany mokary [2.356]
Synonymes fitaoman-dratsy
Article 

Mis à jour le 2024/03/08