Entrée famorana (fora)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana
Mitovy hevitra: didifoitra ~ hasoavana ~ sambatra ~ sikina [1.1]
Exemples Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina. [2.113]
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20