| Entrée (1/2) | 1 fanaja |
| Radical | 2haja |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4Fomba entina manaja, manome voninahitra.
5Azo hajaina, tokony hohajaina: Fanaja ny volo fotsy, rankizy. [1.1] |
| Explications en français |
6Qu’on doit honorer, honorable, la manière d’honorer.
[1.3#207] |
| Exemples |
7 Raha mba fanaja ihany ny zanakay fa olona, efa manana ny fomba niraisana ela isika raha hanala dika fahadisoana vita, dia io Fafy nangatahina teo io.
[2.245#]
8 Na inona na inona aloha zavatra mikasika ny fiainana, ny isam-pirenena na isam-paritany samy manana ny fomba amam-panaony, izay fanaja raha mbola mihevi-tena ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay anaovana. [2.472#] |
| Entrée (2/2) | 9 fañaja |
| Partie du discours | 10 nom |
| Explications en malgache |
11rakitra, fananana.
[Tanosy]
[1.78] |
| Anagrammes | 12 faanja, 13 fañaja, fanaja |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|