Entrée fanandevozana (andevo)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the act of enslaving; cf. fahandevozana [Hallanger 1973]
Traduction française   action de réduire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves [Abinal 1888]
   action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana [Hallanger 1974]
Exemples   Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy. [Andraina: Mitaraina, page 254]
sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana. [Baiboly: 65:002:015/Hebrio 2:15..]

Mis à jour le 2014/07/29