|
|
|
|

Entrée1  fanintelony
Radical  2 intelo
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4 Famerenana asa iray hatramin' ny intelo. [1.1]
Explications en anglais  [faninTElo] [1.75#xlvii]
Explications en français  5 pour la troisième fois. [1.3]
Exemples  6  Nony nanala fanadinana fanintelony anefa aho tamin' io taona io, afaka. [2.472]
7  Tsara ery izy izany, hoy Rainitoandro, sady natsotrany haka fanindroany sy fanintelony ny tanany. [2.470]
Morphologie 
8  Simple :

Mis à jour le 2025/09/12