|
|
|
|

Entrée (1/3)1 fanoharana
Radical  2ohatra
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 fandrefesana, famarana [Taimoro] [1.78]
5 Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino
Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany [1.1]
6 fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra [1.13]
Explications en anglais  7 a parable [1.2, 1.7]
8 a comparison [1.2, 1.7]
9 a measure, the means of measuring, a figure of speech [1.2]
Explications en français  10 parabole [1.8, 1.13]
11 comparaison [1.8]
Exemples  12 Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy [2.996]
13 Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: [2.48]
14 na dia ho babeko aza hoe fanoharana! [2.470]
Tous les mots composés  15tendron' ny fanoharana iray
Article  16Randzavola: fanoharana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)17 fanoharana
Partie du discours  18 nom
Explications en malgache  19 fanandramana [1.13]
Explications en français  20 essayage [1.13]
Vocabulaire  21 Economie: vêtements
Tous les mots composés  222 combinaisons de ce mot

Entrée (3/3)23 Fanoharana
Mots élémentaires  24fanoharana
Partie du discours  25 nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  26 Littérature: livres
Auteur  27Rahidy Basilide

Anagrammes  28 fanarohana, 29 Fanoharana, fanoharana, 30 fanorahana

Mis à jour le 2025/11/03