| Entrée | 1 fanokanana |
| Radical | 2 tokana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha
5 Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a setting apart, an act of consecration, cf.fitokanana
[1.7] |
| Explications en français |
7 action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana
[1.8] 8 spécialisation [1.13] |
| Exemples |
9 Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava.
[1.353#]
|
| Tous les mots composés | 10 fanokoana ny erana iasana |
| Anagrammes | 11 fanakonana, fanokanana |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|