Entrée (1/3) | 1 fanompana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ompa |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho |
Entrée (2/3) | 5 fanompana |
Partie du discours | 6 nom |
Radical | 7 ompana |
Explications en malgache |
8 [1.1] Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina |
Entrée (3/3) | 9 fanompàna |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.78] [Sihanaka]
sinibe |
Anagrammes | 12 fanampona, fanompàna, fanompana, mpanofana, nampanofa |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |