|
|
|
|

Entrée1  sinibe
Mots élémentaires  2  siny, 3  be
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano [1.1]
Explications en français  6  citerne [1.13]
Exemples  7  sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany. [2.472]
8  sinibe tsy mahatan-drano
izany va no asany?
[2.131]
Tous les mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot sinibe

Mis à jour le 2025/09/12