|
|
|
|

Entrée1  voafetra
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  fetra
Tous les mots composés 
Explications en anglais  9  [1.2] fixed, limited.
Explications en français  10  [1.13] limité, borné; taré
11  [4.12:1173451160] ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite)
Exemples  12  [2.5] voafetra koa anefa, hoy indray izy, ny vindin-javatra iray ka rahefa mitohoka amin' ny valin-drihina izy, dia voatery tsy maintsy mianjera.
13  [2.470] Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra.

Mis à jour le 2025/08/10