Entrée fialonana (alona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   alahelo noho ny soa azon' ny sasany: [...]
Mitovy hevitra: kikisan' ny fialonana ~ malahelo vady voky ~ mialona ~ mitsiriritra ~ ory hava-manana [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   jealousy [Hallanger 1973]
Traduction française   la jalousie [Hallanger 1974]
Exemples   ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana? [Baiboly: 28:014:003/Eklesiastika 14:3..]
Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana. [Andraina: Mitaraina, page 127]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2013/11/21