|
|
|
|

Entrée1  fiantrana
Radical  2 antra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra
5 Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny [1.1]
Explications en anglais  6 compassion [1.2, 1.7]
7 charitableness, alms, alms-deeds, pity [1.2]
8 help given to the poor [1.7]
Explications en français  9 l'action de secourir, l'aumône, le secours:
10 Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes) [1.3#55]
11 secours, aumône [1.8]
Exemples  12  Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [1.369#]
13  ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470#]
14  Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529#]
Vocabulaire  15  Emotions
Article  16 Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  17 fantarina, 18 fatrañany, 19 fiantrana

Mis à jour le 2025/11/17