|
|
|
|

Entrée1  fiovana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ova
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Tous les mots composés  6  14 mots contenant fiovana
Explications en malgache  7  [1.1] Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo
Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao
Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina
Explications en français  8  [1.3#473] l'action de changer
9  [1.13] modification, changement, mutation
Exemples  10  [2.470] Tsy misy fiovana ny soratr'aretina na dia narahina an-tsakany sy an-davany aza ny tenin'ny dokotera sy ny fanafody nomeny
11  [2.471] Misy fiovana ny sain'olombelona
12  [2.472] Ny fiovana nisy dia momba anay mianakavy

Anagrammes  13  fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafain, voafina

Mis à jour le 2025/08/10