|
|
|
|

Entrée1  fisarahana
Radical  2 saraka
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4 separation; divorce; the act of divorcing [1.7]
Explications en français  5 séparation; divorce [1.8]
Exemples  6  Tena nangidy taminay ny fisarahana! [2.356]
7  Fa hafa ity fisarahana indray maka ity. [2.472]
8  Ianao ihany no nangataka fisarahana ary. [2.529]
9  Mangidy moa ny fisarahana ka tsy maintsy alahelovana! [1.272]
Tous les mots composés  10 fisaraham-panambadiana
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09