Entrée (1/3) | 1 fitaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza. Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. |
Explications en anglais |
4 [1.2] deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. 5 [1.7] fraud, deceit |
Explications en français |
6 [1.8] fraude, ruse |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 23 ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky |
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot fitaka |
Entrée (2/3) | 25 fitaka |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en malgache |
27 [1.78] fanambininy [Tambahoaka]
|
Explications en anglais |
28 [1.2] See petraka |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 33 fitaka |
Partie du discours | 34 nom |
Explications en malgache |
35 [1.78] tany lemaka [Tambahoaka]
|
Anagrammes | 36 fatika, 37 fitaka, 38 tafika, Tafika, 39 tifaka |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |