Entrée | 1 fitsofan-drano |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tso-drano |
Mots élémentaires | 4 fitsofana, rano |
Explications en malgache |
5 [1.1] Firariana, fanirian-tsoa: Ny fitsofan-dranon' i dada sy neny no naha-toy izao ahy Fanamasinana: Nanatrika ny fitsofan-dranon' ny fanambadianay i nenibe |
Explications en français |
6 [1.3#791] Bénédiction, aspersion ; l’instrument |
Exemples |
7 [2.508#165] Io rano io dia afafy amin' ny vahoaka ho fanadiovana sy ho fitsofan-drano azy |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |