Entrée fody
Partie du discours   nom
Définition malgache   voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the Madagascar cardinal-bird, a species of weaver-finch. Foudia madagascariensis. It is also called the rice-bird, from the destruction it sometimes causes to the rice crops. During the breeding season the male bird is, except the wings, of a brilliant scarlet colour
¶ also another species of weaver-finch. Ploceus algondae [Richardson 1885]
   the rice-sparrow (the male is red in summer) [Hallanger 1973]
Définition française   cardinal. Foudia madagascariensis [Abinal 1888]
   cardinal [Rajemisa: Vakoka]
   petit oiseau qui fréquente les rizières : le mâle est rouge en été [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Foudia madagascariensis, Ploceus algondae
Synonymes   fitily
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot fody (1): Marofody

Entrée fody (ody)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fiverenana indray amin' ny teny natao, fiverenana indray amin' ny tompony teo aloha [Rajemisa 1985]
Définition française   retourner au même maître, action de se dédire, de rompre un contrat [Abinal 1888]
Dérivations  

Entrée fody (ody)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fomba entina mody (any an-trano), na fomba entina mody (manao zavatra) [Rajemisa 1985]
Définition française   manière de retourner [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms  

Entrée fody
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanala] rindrina (mirindrina) [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2016/03/07