Entrée fofon' aina (fofona, aina)
Partie du discours locution
Définition malgache rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise [ fofon-aina ] The breath; lit. the breath of life. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Exemples ka raha sofiny hianao mba tandrony aho
raha mikopaka hianao mba mihodina aho
raha manao fofonaina mifanerana hianao
[Fox: Hainteny, numéro 349]

Mis à jour le 2020/07/31