|
|
|
|

Entrée1  fozalahy atakalo fozavavy
Mots élémentaires  2 foza, 3 lahy, 4 atakalo, 5 vavy
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11