| Entrée (1/2) | 1 mihafahafa | 
| Radical | 2 hafahafa | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko ô, aza mihafahafa [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to alter one's behaviour, to be different, to appear reserved, to be less sociable, to act the stranger. [1.2] 6 to act standoffish [1.7] | 
| Explications en français | 7   Changer, ne pas faire comme les autres, devenir différent [1.3#203] 8 se tenir à part [1.8] | 
| Exemples | 9   Tsy nihafahafa izy fa avy hatrany dia nandray ary nandrapaka.
[2.470] 10 Aza mihafahafa, fa ataovy toy ny tranonao ato, ary eto izahay hitsabo anao! [2.499#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 15 miolonolona, misorona, tsy mba tsotra, be anganongano, be angesongeso, be pitsiny, mijery arina antava, misorom-bady an-trano, manao soa am-po, tsy mihafahafa, tsy miolonolona, tsy misorona, mitsotra, miteny imaso, miteny amim-pahatsorana, tsy manafina | 
| Entrée (2/2) | 16 mihafahafà | 
| Radical | 17 hafahafa | 
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mihafahafa [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 19   [1.1] | 
| Explications en français | 20   [1.3] | 
| Anagrammes | 21 mifahafaha, 22 mihafahafa, mihafahafà | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |