Entrée halohalika (ha-, lohalika)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   Depth of the knee [Richardson 1885]
   Up to the knees [Richardson 1885]
Traduction française   Il y a de l' eau jusqu' au genou [Veyrières 1913]
Exemples  
1Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [Dahle: Angano, page 32]
2Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. [Randriamamonjy: Tantara, page 444]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/08/07