Entrée mihambo (hambo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao
¶ Mihambo harena izy
¶ Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something. [Richardson 1885]
 to pretend to be something; to pretend to have rights to something [Hallanger 1973]
Définition française se faire passer de certaines choses [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihambo
nihambo
hihambo
mihamboa
Mots composés, titres, noms 
Exemples Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona; [Baiboly: 24:013:007/Ohabolana 13:7..]
Citations 

2013/04/16