Entrée harahara
Partie du discours   nom
Définition malgache   Madiva dia ho rovitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [Richardson 1885]
Dérivations  
Citations  

Entrée harahara
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hazo antonontonony, mahatratra 7-8 m ny haavony ary 0,16-0,20 m ny savaivony (Phylloxilon ensifolium) hazo mafy diamafy, fanaovana zaran' angady indrindra ka nahatonga azy ho teny mitovy hevitra amin' ny "angady" [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] nom d'un bois très dur, Phylloxylon ensifolius. [David 1952 (takila H)]
Définition française   appellation botanique: Phylloxylon [Rakotovao: Bois]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Phylloxylon ensifolius
Synonymes   sotro ~ tsiavango ~ voafatra

Entrée harahara
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanala] karazana garaba misy masomasony fanatonan-tsotro sy lovia [Rakotosaona 1972]

Entrée harahara (hara)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] tsapatsapa [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Taisaka] tâtons [Deschamps 1936]
Dérivations  

2017/03/10