Entrée mangarahara (harahara)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tantera-pahazavana hatrany ambadika noho izy manify: Efa mangarahara itý lambanao fa aleo mividy vaovao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   bright, shining, glittering; very thin, used of old cloth nearly worn out. [Richardson 1885]
   to be transparent [Hallanger 1973]
Définition française   être transparent [Hallanger 1974]
Exemples   Indro, izy rehetra ho tonga tahaka ny lamba mangarahara, ho lanin'ny kalalao izy. [Baiboly: 29:050:009/Isaia 50:9..]

Entrée mangarahara
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] mangatsiaka [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2013/04/16