Entrée mihaza (haza)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga ry zareo ~ Nihaza orana izahay nefa tsy nahazo na iray aza [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to hunt, to chase. [Richardson 1885]
 to go hunting; to search for [Hallanger 1973]
Définition française aller à la chasse [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihaza
nihaza
hihaza
mihazà
Exemples ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [Andriamalala: Ranomasina, page 30]

Entrée mihazà (haza)
Partie du discours impératif du verbe actif mihaza [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/08/06