1 | fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [Fox: Hainteny, numéro 397]
|
2 | Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [Rajohanesa: Kintana]
|
3 | nahatsiaro menatra izany izahay [Andraina: Mitaraina, page 46]
|
4 | menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [Abinal 1888, page 235]
|
5 | tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [Abinal 1888, page 235]
|
6 | aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [Abinal 1888, page 235]
|
|