| Entrée (1/2) | 1 iarahana | 
| Radical | 2 araka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en anglais | 4   [1.2] | 
| Explications en français | 5   Avec qui on va. on fait, qu’on accompagne, qu’on fait ensemble: Niarahan’ ny mpanompony izy (Il était accompagné de son serviteur) ~ Iarahantsika mahalala izany (Nous savons tous cela) [1.3#59] | 
| Exemples | 6   iarahana amiko ianao, Rivo?
[2.529#] 7 Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470#] 8 Ka niredona matetika miantsoantso an' i Batsola Raisonao ny fanafody ka omeo aloha ny vola Avy eo atoro anao ny fanamboarana azy tsotra Ka iarahana mijery sao mety tsy hizotra. [2.928#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 sarotra iarahana | 
| Entrée (2/2) | 13 iarahana | 
| Radical | 14 araka | 
| Partie du discours | 15 verbe relatif | 
| Explications en anglais | 16   [1.2] | 
| Explications en français | 17   Ahoana no iarahanao amin’ ny ratsy fanahy toy izany ? (Pourquoi vas-tu ainsi avec de mauvais eompagnons ?) [1.3#59] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 22 ahariana, 23 iarahana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |