Entrée indray mipy maso
Mots élémentaires indray ; mipy maso
Partie du discours locution
Explications en malgache Indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety [1.1]
Exemples Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako! [2.5]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/11/20