Entrée Ingahy (lahy)
Partie du discours   nom
Définition malgache   antidahy hajaina [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra? [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister. [Richardson 1885]
   "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity [Hallanger 1973]
Traduction française   "Monsieur"; terme honorifique [Hallanger 1974]
Exemples  
1Aza adino ange I Sarila s' Ingahy Sefo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 38]
2Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [Rajohanesa: Kintana]
3Marary, hono, Ingahy Raboto, hoy izy. [Andraina: Mitaraina, page 82]
Vocabulaire  
Abréviation  
Citations  
Analogie   Andriamatoa ~ Ingahibe ~ Rangahy ~ Rangahibe

Mis à jour le 2013/04/30