Entrée ira
Partie du discours   nom
Définition malgache   Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [Rajemisa 1985]
   landy, voafoly, voatsody [SLP: Voambolana]
Traduction française   écheveau [SLP: Voambolana]
Dérivations  

Entrée irà
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [Rajemisa 1985]
   toerana avo iavian'ny rano [SLP: Voambolana]
Traduction française   amont [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Synonymes   erà
Antonymes  

Mis à jour le 2012/12/26