|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ira
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka.
4  [1.13] landy, voafoly, voatsody
Explications en français  5  [1.13] écheveau
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :

Entrée (2/2)14  irà
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  [1.1] Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny
17  [1.13] toerana avo iavian'ny rano
Explications en français  18  [1.13] amont
Tous les mots composés 
Vocabulaire  21  Géographie: (en général)
Synonymes  22  erà
Antonymes  23  anava, ava

Anagrammes  24 arỳ, ary, àry, 25 irà, ira, 26 ray, 27 ria

Mis à jour le 2025/09/13